1 Corinthians 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan’ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra; ny lehilahy lohan’ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ity misy zavatra tiako ho fantatrareo: I Kristy no mpifehy ny lehilahy rehetra; ny lehilahy no mpifehy ny vadiny; ary Andriamanitra no mpifehy an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan'ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy* no lohan’ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan’ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’i Kristy.
malagasy
Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan'ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan'i Kristy.