1 Corinthians 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo ary efa maro aza no nodimandry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no mahabe marary sy farofy eo aminareo, ary maro aza no maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mampisy ny marary sy farofy betsaka eo aminareo ary maro aza no maty.
Malagasy Bible 1865
Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo ary efa maro aza no nodimandry.
malagasy
Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.