1 Corinthians 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika dia tsy mba hotsaraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitsara tena isika, dia tsy hotsaraina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mba mandini-tena isika, dia tsy hosazîn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika dia tsy mba hotsaraina.
malagasy
Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.