1 Corinthians 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsaraina isika dia ahitsin’ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary isika no tsaraina sy faizin’ny Tompo, dia ny mba tsy hanamelohana antsika miaraka amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sazîn’ny Tompo sy faiziny kosa isika mba tsy ho voaheloka miaraka amin’ izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsaraina isika, dia faizan'ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsaraina isika dia ahitsin’ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’izao tontolo izao.
malagasy
Fa raha tsaraina isika, dia faizan'ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin'izao tontolo izao.