1 Corinthians 11:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka àry hifampiandry ianareo, ry kristianina havana, raha miangona ho amin’ny fanasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry havako, rehefa miara-miangona handray ny Fanasan’ny Tompo ianareo, dia mba mifampiandrasa;
Malagasy Bible 1865
Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa.
malagasy
Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa. [ Na: mifampizarà]Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.