1 Corinthians 11:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy olona noana dia aoka izy hihinana any an-tranony mba tsy ho meloka ianareo raha miangona. Ary ny amin’ny zavatra sisa dia halamiko rehefa tonga aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy noana, aoka hihinana any an-tranony izy, mba tsy ho fanamelohana anareo no hiangonanareo. Ny zavatra sisa dia halahatro rehefa tonga aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha misy noana, aoka izy hihinana any an-tokantranony mba tsy hihantsianareo ny sazin’Andriamanitra amin’ny fiarahanareo miangona. Ary ny zavatra sisa dia halamiko rehefa tonga aho.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy olona noana dia aoka izy hihinana any an-tranony mba tsy ho meloka ianareo raha miangona. Ary ny amin’ny zavatra sisa dia halamiko rehefa tonga aho.
malagasy
Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.