1 Corinthians 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy rehetra mivavaka na maminany, dia manala baraka ny lohany raha misaron-doha;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy lehilahy misaron-doha rehefa mivavaka na rehefa milaza hafatra avy amin’Andriamanitra mandritra ny fanompoam-pivavahana, dia manala baràka an’i Kristy!
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
malagasy