1 Corinthians 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny vehivavy rehetra mivavaka na maminany kosa, dia manala baraka ny lohany raha tsy misaron-doha, satria hoatra ny voaharatra izy amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy vehivavy tsy misaron-doha rehefa mivavaka na rehefa milaza hafatra avy amin’Andriamanitra mandritra ny fanompoam-pivavahana, dia manala baràka ny vadiny; satria toy ny vehivavy noharatana volon-doha izy!
Malagasy Bible 1865
Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy amin’izany.
malagasy
Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.