1 Corinthians 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy hisaron-doha ny vehivavy, dia aoka hihety izy; ary raha mahamenatra azy ny mihety na mihara-bolo, dia aoka hisaron-doha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka izy hohetezana volon-doha. Fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hetezana na haratana volon-doha, dia aoka izy hisaron-doha.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
malagasy
Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.