1 Corinthians 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy no tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria mitaratra ny endrika amam-boninahitra izy. Ny vehivavy kosa mitaratra ny voninahitry ny lehilahy:
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr'Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.
malagasy
Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr'Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.