1 Corinthians 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny vehivavy no niavian’ny lehilahy; fa ny lehilahy no niavian’ny vehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ny vehivavy no niavian’ny lehilahy, fa ny lehilahy no niavian’ny vehivavy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy avy amin’ny vehivavy no nakana ny lehilahy, fa avy amin’ny lehilahy no nakana vehivavy;
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny vehivavy no nihavian'ny lehilahy; fa ny lehilahy no nihavian'ny vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny vehivavy no niavian’ny lehilahy; fa ny lehilahy no niavian’ny vehivavy.
malagasy
Fa tsy ny vehivavy no nihavian'ny lehilahy; fa ny lehilahy no nihavian'ny vehivavy.