1 Corinthians 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ny lehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy fa ny vehivavy no natao ho an’ny lehilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy ny lehilahy no noarîna ho an’ny vehivavy; fa ny vehivavy no noarîna ho an’ny lehilahy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny lehilahy no natao ho an'ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an'ny lehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ny lehilahy.
malagasy
Fa tsy ny lehilahy no natao ho an'ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an'ny lehilahy.