1 Corinthians 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny zavatra ara-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny fanomezam-pahasoavana, ry kristianina havana, dia tsy tiako ny tsy hahalalanareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa, ry havako, ny amin’ireo fanomezan’ny Fanahy Masina: Irîko ny hahalalanareo ireo fanomezana ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny zavatra ara-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izany.
malagasy
[Ny amin'ny fanomezam-pahasoavana samy hafa] Ary ny amin'ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.