1 Corinthians 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny iray dia ny manao fahagagana; ny iray dia ny maminany; ny iray dia ny mahafantatra fanahy samihafa; ny iray dia ny miteny amin’ny fiteny samihafa tsy fantatra; ary ny iray dia ny mandika fiteny tsy fantatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny anankiray, ny manao fahagagana; ny anankiray, ny maminany; ny anankiray, ny mahafantatra ny fanahy samihafa; ny anankiray ny miteny fiteny samihafa, ary ny anankiray, ny mandika teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray, hanao asa mahagaga; ny anankiray, hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra; ny anankiray, hahay manavaka ny Fanahy Masina sy ny fanahy manodoka; ny anankiray, hiteny amin’ny fiteny samy hafa tsy fantatra; ary ny anankiray, hanazava ny fiteny tsy fantatra.
Malagasy Bible 1865
ary ny anankiray ny manao fahagagana, ary ny anankiray ny maminany, ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa, ary ny anankiray ny miteny amin'ny fiteny samy hafa tsy fantatra, ary ny anankiray ny mandika fiteny tsy fantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny iray dia ny manao fahagagana; ny iray dia ny maminany; ny iray dia ny mahafantatra fanahy samihafa; ny iray dia ny miteny amin’ny fiteny samihafa tsy fantatra; ary ny iray dia ny mandika fiteny tsy fantatra.
malagasy
ary ny anankiray ny manao fahagagana, ary ny anankiray ny maminany, ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa, ary ny anankiray ny miteny amin'ny fiteny samy hafa tsy fantatra, ary ny anankiray ny mandika fiteny tsy fantatra. [ Gr. hery]