1 Corinthians 12:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo dia asan’ny Fanahy iray ihany, zarazarainy ho azy rehetra avy araka ny sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanahy iray ihany anefa no manao izany rehetra izany, sy mizarazara azy amin’ny isan’olona, araka ny sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany Fanahy iray izany ihany no loharano ipoiran’ireo fanomezana rehetra ireo, ka mizarazara azy, araka izay sitrapony, amin’ny olona tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Ireo rehetra ireo dia asan'ny Fanahy iray ihany, zarazarainy ho azy rehetra avy araka ny sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo dia asan’ny Fanahy iray ihany, zarazarainy ho azy rehetra avy araka ny sitrapony.
malagasy
Ireo rehetra ireo dia asan'ny Fanahy iray ihany, zarazarainy ho azy rehetra avy araka ny sitrapony.