1 Corinthians 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy iray ny momba ny tena fa maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ny vatana dia tsy rantsam-batana iray ihany, fa maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny tena dia tsy zavatra karazana iray monja no mamorona azy fa maro.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy iray ny momba ny tena fa maro.
malagasy
Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.