1 Corinthians 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hilaza ny tongotra hoe: Satria tsy tanana aho dia tsy mba momba ny tena, amin’izany va dia tsy momba ny tena izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny tongotra hanao hoe: «Tsy isan’ny vatana aho, satria tsy tanana,» dia izany ve no tsy haha-isan’ny vatana azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny tongotra hanao hoe: «Tsy tanana aho ka tsy mba isan’ny tena», dia tsy izay akory no tsy haha isan’ny tena azy.
Malagasy Bible 1865
Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tanana aho, dia tsy mba momba ny tena, amin'izany dia tsy momba ny tena va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hilaza ny tongotra hoe: Satria tsy tanana aho dia tsy mba momba ny tena, amin’izany va dia tsy momba ny tena izy?
malagasy
Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tanana aho, dia tsy mba momba ny tena, amin'izany dia tsy momba ny tena va izy?