1 Corinthians 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hilaza ny sofina hoe: Satria tsy maso aho dia tsy mba momba ny tena, koa amin’izany va dia tsy momba ny tena izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny sofina hanao hoe: «Tsy isan’ny vatana aho, satria tsy maso,» dia izany ve no tsy haha-isan’ny vatana azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny sofina hanao hoe: «Tsy maso aho, ka tsy mba isan’ny tena», dia tsy izay akory no tsy haha isan’ny tena azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny sofina hanao hoe: Satria tsy maso aho, dia tsy mba momba ny tena,- koa amin'izany dia tsy momba ny tena va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hilaza ny sofina hoe: Satria tsy maso aho dia tsy mba momba ny tena, koa amin’izany va dia tsy momba ny tena izy?
malagasy
Ary raha ny sofina hanao hoe: Satria tsy maso aho, dia tsy mba momba ny tena,- koa amin'izany dia tsy momba ny tena va izy?