1 Corinthians 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza izay fanamboloana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha maso avokoa ny vatana, inona indray no ho fandrenesana? Ary raha fandrenesana avokoa, inona indray no ho fanamboloana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha maso ny tena manontolo, ahoana no handrenesany? Ary raha sofina ny tena manontolo, ahoana no hanamboloany?
Malagasy Bible 1865
Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza ary izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza ary izay fanimboloana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza izay fanamboloana?
malagasy
Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza ary izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza ary izay fanimboloana?