1 Corinthians 12:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena samy ho eo amin’ny tena, araka ny sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rantsam-batana maro anefa no efa nalahatr’Andriamanitra eo amin’ny vatana, araka izay itiavany azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa voalahatr’Andriamanitra araka izay nitiavany azy avy eo amin’ny tena ireo zavatra anisan’ny tena ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin'ny tena araka ny sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena samy ho eo amin’ny tena, araka ny sitrapony.
malagasy
Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin'ny tena araka ny sitrapony.