1 Corinthians 12:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha rantsam-batana iray ihany izy rehetra, aiza izay vatana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho nisy ny tena, raha karazana iray monja ny zavatra rehetra anisan’ny tena.
Malagasy Bible 1865
Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?
malagasy