1 Corinthians 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrareo fa fony Jentilisa ianareo dia noentina tany amin’ny sampy moana, araka izay nitaomana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo fa fony mbola Jentily ianareo, dia nentina tany amin’ny sampy moana, araka izay nitondrana anareo tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo fa fony mbola tsy kristianina ianareo, dia voasintona tany amin’ny sampy moa araka izay nitaomana anareo.
Malagasy Bible 1865
Fantatrareo fa fony jentilisa ianareo, dia nentina tany amin'ny sampy moana araka izay nitaomana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrareo fa fony Jentilisa* ianareo dia noentina tany amin’ny sampy moana, araka izay nitaomana anareo.
malagasy
Fantatrareo fa fony jentilisa ianareo, dia nentina tany amin'ny sampy moana araka izay nitaomana anareo.