1 Corinthians 12:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maro ny momba ny tena nefa ny tena dia iray ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maro àry ny rantsam-batana, fa iray ihany ny vatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, maro ny zavatra anisan’ny tena, kanefa ny tena dia iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa maro ny momba ny tena, nefa ny tena dia iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maro ny momba ny tena nefa ny tena dia iray ihany.
malagasy
Fa maro ny momba ny tena, nefa ny tena dia iray ihany.