1 Corinthians 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy mahazo milaza amin’ny tanana ny maso hoe: Tsy mila anao aho; tsy mahazo milaza amin’ny tongotra ny loha hoe: Tsy mila anareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maso tsy mahazo manao amin’ny tanana hoe: «Tsy mila anao aho» ny loha tsy mahazo milaza amin’ny tongotra hoe: «Tsy mila anareo aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny maso tsy afaka hilaza amin’ny tanana ila hoe: «Tsy ilaiko ianao!» Ary ny loha tsy afaka hilaza amin’ny tongotra roa hoe: «Tsy ilaiko ianareo!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny maso tsy mahazo manao amin'ny tanana hoe: Tsy mila anao aho; ary indray, ny loha tsy mahazo manao amin'ny tongotra hoe: Tsy mila anareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy mahazo milaza amin’ny tanana ny maso hoe: Tsy mila anao aho; tsy mahazo milaza amin’ny tongotra ny loha hoe: Tsy mila anareo aho.
malagasy
Ary ny maso tsy mahazo manao amin'ny tanana hoe: Tsy mila anao aho; ary indray, ny loha tsy mahazo manao amin'ny tongotra hoe: Tsy mila anareo aho.