1 Corinthians 12:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa vao mainka aza ilaintsika ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny rantsam-batana izay miseho ho malemilemy kokoa aza no vao mainka ilaintsika kokoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa vao mainka aza ireo heverina ho osa kokoa amin’ny zavatra anisan’ny tena no ilaina kokoa;
Malagasy Bible 1865
Fa mainka ilaintsika aza ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa vao mainka aza ilaintsika ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.
malagasy
Fa mainka ilaintsika aza ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.