1 Corinthians 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin’ny momba ny tenantsika. Fa tamin’ny nanamboaran’Andriamanitra ny tena dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay mendrika rahateo tsy mila izany. Satria tamin’ny nanaovan’Andriamanitra ny vatana, dia izay kely voninahitra kokoa no nalahany homena voninahitra bebe kokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny misy haja amin’ny zavatra anisan’ny tenantsika dia tsy mila izany. Fa tamin’ny nanamboaran’Andriamanitra ny tenantsika, dia izay kely voninahitra kokoa amin’ny zavatra anisan’ny tena no efa nataony homem-boninahitra kokoa;
Malagasy Bible 1865
fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin'ny momba ny tenantsika. Fa tamin'ny nanamboaran'Andriamanitra ny tena, dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin’ny momba ny tenantsika. Fa tamin’ny nanamboaran’Andriamanitra ny tena dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,
malagasy
fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin'ny momba ny tenantsika. Fa tamin'ny nanamboaran'Andriamanitra ny tena, dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,