1 Corinthians 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hisy fisarahana eo amin’ny tena, fa mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisy fisarahana eo amin’ny vatana, fa mba hifanasoa avokoa ny rantsam-batana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka tsy misy fisaratsarahana eo amin’ny tena, fa mifampiahy avokoa ny zavatra rehetra anisan’ny tena.
Malagasy Bible 1865
mba tsy hisy fisarahana eo amin'ny tena, fa mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hisy fisarahana eo amin’ny tena, fa mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra.
malagasy
mba tsy hisy fisarahana eo amin'ny tena, fa mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra.