1 Corinthians 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mijaly ny iray amin’ny momba ny tena dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny iray amin’ny momba ny tena dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha mijaly ny rantsam-batana iray, dia miara-mijaly avokoa ny rantsam-batana rehetra; fa raha mahazo voninahitra kosa ny rantsam-batana iray, dia miara-mifaly ny rantsam-batana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mijaly ny zavatra anankiray anisan’ny tena, dia miara-mijaly avokoa ny zavatra rehetra anisan’ny tena; fa raha omem-boninahitra ny zavatra anankiray anisan’ny tena, dia miara-mifaly avokoa ny zavatra rehetra anisan’ny tena.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mijaly ny anankiray amin'ny momba ny tena, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny anankiray amin'ny momba ny tena, dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mijaly ny iray amin’ny momba ny tena dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny iray amin’ny momba ny tena dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena.
malagasy