1 Corinthians 12:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo no tenan’i Kristy ka samy momba ny tenany avokoa, araka ny anjaranareo avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no Vatan’i Kristy, ka samy rantsam-batany manaraka ny laharany tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo rehetra no tenan’i Kristy; ianareo tsirairay kosa dia anisan’io tenany io araka ny anjaranareo avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo no tenan'i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo no tenan’i Kristy ka samy momba ny tenany avokoa, araka ny anjaranareo avy.
malagasy
Ary ianareo no tenan'i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy.