1 Corinthians 12:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa Apôstôly izy rehetra? Moa mpaminany izy rehetra? Moa mpampianatra izy rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra tsy akory tsy hoe apôstôly avokoa na mpilaza hafatra avy amin’Andriamanitra, na mpampianatra. Izy rehetra tsy akory tsy hoe nandray fanomezam-pahasoavana hanao asa mahagaga avokoa,
Malagasy Bible 1865
Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra?
malagasy