1 Corinthians 12:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana fanomezam-pahasoavana hoenti-manasitrana va izy rehetra? Miteny amin’ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa manao fahagagana izy rehetra? Moa miteny fiteny samihafa tsy fantatra izy rehetra? Moa mandika teny izy rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra na hanazava izany.
Malagasy Bible 1865
Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana fanomezam-pahasoavana hoenti-manasitrana va izy rehetra? Miteny amin’ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?
malagasy
Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo: