1 Corinthians 12:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra. Ary indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanomezana ambony indrindra no irio mafy, dia izao lalana tsara indrindra hatoroko anareo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ireo fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra no irio fatratra. Ary dia ny lalana faran’izay tsara indrindra no hatoroko anareo izao:
Malagasy Bible 1865
Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra. Ary indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:
malagasy
Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo: