1 Corinthians 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zarazaraina ho samihafa ny fanomezam-pahasoavana nefa ny Fanahy dia iray ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro samihafa ny fanomezana, nefa iray ihany ny Fanahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voazarazara ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy Masina dia iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zarazaraina ho samihafa ny fanomezam-pahasoavana nefa ny Fanahy dia iray ihany.
malagasy
Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany.