1 Corinthians 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zarazaraina ho samihafa ny fanompoana nefa ny Tompo dia iray ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
maro samihafa ny fanompoana, nefa ny Tompo iray ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voazarazara ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zarazaraina ho samihafa ny fanompoana nefa ny Tompo dia iray ihany.
malagasy
Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany.