1 Corinthians 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zarazaraina ho samihafa ny asa nefa iray ihany Andriamanitra izay miasa ny zavatra rehetra amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary maro samihafa ny asa, nefa iray ihany Andriamanitra, izay manao ny zavatra rehetra amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voazarazara ho samy hafa ny asa, nefa Andriamanitra dia iray ihany, loharano ipoiran’ny asa rehetra ao amin’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary zarazaraina ho samy hafa ny asa, nefa Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin'ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zarazaraina ho samihafa ny asa nefa iray ihany Andriamanitra izay miasa ny zavatra rehetra amin’ny olona rehetra.
malagasy
Ary zarazaraina ho samy hafa ny asa, nefa Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin'ny olona rehetra.