1 Corinthians 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tsirairay dia samy nomen’ny Fanahy hahay mampiseho amin’ny olona rehetra ny fanomezam-pahasoavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy omena ny fanomezana maneho ny Fanahy izy tsirairay avy, mba hahasoa ny be sy ny maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy omena fanomezana maneho ny Fanahy Masina ny olona tsirairay ho fanasoavana ny daholobe.
Malagasy Bible 1865
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tsirairay dia samy nomen’ny Fanahy hahay mampiseho amin’ny olona rehetra ny fanomezam-pahasoavana.
malagasy
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa. [ Na: fisehoan']