1 Corinthians 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny iray dia nomen’ny Fanahy teny fahendrena; ny iray dia teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny anankiray omen’ny Fanahy teny fahendrena, ny anankiray teny fahalalana, araka io Fanahy io ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray dia omen’ny Fanahy teny feno fahendrena; ary ny anankiray omen’izany Fanahy izany teny feno fahalalana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny anankiray nomen'ny Fanahy teny fahendrena, ary ny anankiray teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny iray dia nomen’ny Fanahy teny fahendrena; ny iray dia teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany;
malagasy
Fa ny anankiray nomen'ny Fanahy teny fahendrena, ary ny anankiray teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany,