1 Corinthians 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny iray dia finoana, amin’izany Fanahy izany ihany; ny iray dia fanomezam-pahasoavana hoenti-manasitrana, amin’izany Fanahy iray izany ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny anankiray finoana, araka io Fanahy io ihany; ny anankiray fahazoa-manasitrana, mbola avy amin’io Fanahy io ihany koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray omen’izany Fanahy izany finoana; ary ny anankiray omen’izany Fanahy izany fanomezam-pahasoavana hanasitrana marary.
Malagasy Bible 1865
ary ny anankiray finoana, amin'izany Fanahy izany ihany, ary ny anankiray fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, amin'izany Fanahy iray izany ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny iray dia finoana, amin’izany Fanahy izany ihany; ny iray dia fanomezam-pahasoavana hoenti-manasitrana, amin’izany Fanahy iray izany ihany;
malagasy
ary ny anankiray finoana, amin'izany Fanahy izany ihany, ary ny anankiray fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, amin'izany Fanahy iray izany ihany,