1 Corinthians 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zavatra ara-panahy koa, indrindra fa ny haminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miezaha mitady ny fitiavana; fa maniria koa ny zava-panahy, fa indrindra ny faminaniana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iezaho hatrany izay hananana ny fitiavana; nefa irio fatratra koa ny fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina, indrindra fa ny milaza hafatra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zavatra ara-panahy koa, indrindra fa ny haminany.
malagasy
[Ny fihoaran'ny fahaizana haminany noho ny fahaizana hanao fiteny tsy fantatra] Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany