1 Corinthians 14:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy fiteny samihafa eto amin’izao tontolo izao ka samy manana ny heviny avy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na maro samihafa aza ny fitenin’ny olona amin’izao tontolo izao, dia tsy misy manam-peo tsy misy heviny na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro samy hafa ny fiteny eto amin’ izao tontolo izao, kanefa samy misy heviny avokoa.
Malagasy Bible 1865
Misy fiteny maro samy hafa amin'izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy fiteny samihafa eto amin’izao tontolo izao ka samy manana ny heviny avy ireny.
malagasy
Misy fiteny maro samy hafa amin'izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.