1 Corinthians 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho dia ho vaka amiko izay miteny, ary izaho kosa dia ho vaka amin’izay miteny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa raha tsy mahalala ny hevitry ny feo aho, dia ho mpiberoberoka foana amin’ilay miteny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka raha tsy fantatro àry ny hevitry ny fiteny iresahan’olona amiko, dia ho vahiny amin’ilay olona miresaka amiko aho ary ho vahiny amiko ilay olona miresaka amiko.
Malagasy Bible 1865
Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho, dia ho vaka amin'izay miteny, ary izay miteny ho vaka amiko kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho dia ho vaka amiko izay miteny, ary izaho kosa dia ho vaka amin’izay miteny.
malagasy
Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho, dia ho vaka amin'izay miteny, ary izay miteny ho vaka amiko kosa.