1 Corinthians 14:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy izany koa ianareo: Raha fatra-paniry ny zava-panahy dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka ianareo izay fatra-paniry ny fanomezam-pahasoavana, mba ny hampandrosoana ny Eglizy no hotadiavinareo hananana be indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany koa ianareo: satria fatra-paniry ny fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina ianareo, dia ireo hampandroso ny fiangonana amin’ny finoana no aoka hotadiavinareo hananana be dia be.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy izany koa ianareo: Raha fatra-paniry ny zava-panahy dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra.
malagasy
Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra. [ Gr. eklesia]