1 Corinthians 14:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, aoka izay miteny amin’ny teny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia aoka hangataka amin’Andriamanitra mba ho afaka hanazava izany koa.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.
malagasy
Koa aoka izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.