1 Corinthians 14:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina fa misaotra ianao, nefa tsy mba nampandroso ny hafa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao hahavita fisaorana kanto tokoa, fa ny hafa no tsy hahazo soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ianao, dia vavaka fisaorana kanto no vitanao, fa ny hafa kosa tsy nampandrosoinao amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao dia misaotra tsara ihany, nefa ny hafa kosa tsy mba ampandrosoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina fa misaotra ianao, nefa tsy mba nampandroso ny hafa izany.
malagasy
Fa ianao dia misaotra tsara ihany, nefa ny hafa kosa tsy mba ampandrosoina.