1 Corinthians 14:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra aho fa miteny amin’ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaotra an’Andriamanitra aho, fa miteny amin’ny teny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaotra an’Andriamanitra aho fa miteny amin’ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitra aho fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra aho fa miteny amin’ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra;
malagasy
Misaotra an'Andriamanitra aho fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra aho;