1 Corinthians 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin’olona fa amin’Andriamanitra; fa amin’ny fanahy no itenenany zavamiafina ka tsy misy olona mahazo izay lazainy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay miteny amin’ny teny tsy fantatra, dia tsy miteny amin’ny olona fa miteny amin’Andriamanitra, satria tsy misy mahalala izay lazainy, fa fanahy no itenenany zava-miafina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny miantefa amin’ny olona fa miantefa amin’Andriamanitra, satria tsy azon’olona izay teneniny fa herin’ny Fanahy Masina no anambaràny zava-miafina;
Malagasy Bible 1865
Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa amin'Andriamanitra; fa amin'ny fanahy no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin’olona fa amin’Andriamanitra; fa amin’ny fanahy no itenenany zavamiafina ka tsy misy olona mahazo izay lazainy;
malagasy
Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa amin'Andriamanitra; fa amin'ny fanahy no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala;