1 Corinthians 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin’ny fahalalana; raha amin’ny lolompo dia aoka ho zaza bodo aza, fa amin’ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry kristianina havana, aoka tsy ho zaza amin’ny faharatsiana; mitsangàna ho lehilahy amin’ny fisainana e.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, aoka tsy ho zaza ianareo amin’ny fisainana; eny, raha momba ny ratsy dia aoka ho zaza ianareo, fa raha amin’ny fisainana dia aoka ho olondehibe.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin'ny fahalalana; raha amin'ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin’ny fahalalana; raha amin’ny lolompo dia aoka ho zaza bodo aza, fa amin’ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy lehibe.
malagasy
Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin'ny fahalalana; raha amin'ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa.