1 Corinthians 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana ho an’ny tsy mino fa tsy ho an’ny mino; fa ny faminaniana kosa dia ho an’ny mino fa tsy ho an’ny tsy mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ny fiteny tsy fantatra àry, dia famantarana amin’ny tsy mino, fa tsy amin’ny mino; ary ny faminaniana kosa no amin’ny mino, fa tsy amin’ny tsy mino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny fanomezana hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia famantarana ho an’ny tsy mpino, fa tsy famantarana ho an’ny mpino; ny fanomezana hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa dia famantarana ho an’ny mpino, fa tsy famantarana ho an’ny tsy mpino.
Malagasy Bible 1865
Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin'ny tsy mino, fa tsy amin'ny mino; fa ny faminaniana kosa dia amin'ny mino, fa tsy amin'ny tsy mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana ho an’ny tsy mino fa tsy ho an’ny mino; fa ny faminaniana kosa dia ho an’ny mino fa tsy ho an’ny tsy mino.
malagasy
Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin'ny tsy mino, fa tsy amin'ny mino; fa ny faminaniana kosa dia amin'ny mino, fa tsy amin'ny tsy mino.