1 Corinthians 14:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra dia samy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vory ny mpiangona rehetra, ka miteny amin’ny fiteny tsy fantatra izy rehetra, ary miditra kosa ny tsy mahay sy ny tsy mino, moa tsy holazainy hoe very saina ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha vory daholo ny mpiangona, ka fiteny tsy fantatra no itenenan’ny olona rehetra, ary misy miditra ao aminareo ny mbola tsy mahalala na ny tsy mpino, tsy holazainy ve fa very saina ianareo?
Malagasy Bible 1865
Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra samy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra dia samy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo?
malagasy
Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra samy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo?