1 Corinthians 14:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan’ny anatra ataon’izy rehetra izy sady hotsarain’izy rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha samy maminany daholo kosa, no miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan’ny anatra ataon’izy rehetra izy, sady hotsarain’izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha samy milaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa ny olona rehetra, ka miditra ny tsy mpino na ny mbola tsy mahalala, dia hiaiky ho diso sy meloka izy noho ny anatra ataon’ny olona rehetra;
Malagasy Bible 1865
Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan'ny anatra ataon'izy rehetra izy sady hotsarain'izy rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan’ny anatra ataon’izy rehetra izy sady hotsarain’izy rehetra;
malagasy
Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan'ny anatra ataon'izy rehetra izy sady hotsarain'izy rehetra;